ampy ahy (Vetson'ikopa antoko mpihira)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
na hirodana, hikoro izay vitako hatrizay
ka ho montsana tsy hisy hiangana
na ho fisedrana mahamaivay no handalovanay
tsy hiontsona fa hiorina
fa ny finoako anao Tompo o
miha-mitombo isan andro izao
ka ilay fanantenana ato anatiko
manome hery ahy.
na ahintsan ny ririnina xzbhrohi aza ilay tononkira.serasera.org vony iray
tsarovy fa mbola hamelana sy hamony indray
te hiezaka aho kanefa toa solafaka
te hiarina aho fa tsy afaka
mila anao aho Tompo o mba uzqel hanarina ahy
ny fahotako izao xlyzhmcw Tompo o avelao
ny Famindram-ponao Tompo o
dia tsy manam-paharitana
toa ranomasim-be hanovozako
aim-panahy; herim-po
na mavesatra toa inona
tsy ahoako; tsy hampaninona
fa efa ampy ahy ny fahasoavanao.
ka ho montsana tsy hisy hiangana
na ho fisedrana mahamaivay no handalovanay
tsy hiontsona fa hiorina
fa ny finoako anao Tompo o
miha-mitombo isan andro izao
ka ilay fanantenana ato anatiko
manome hery ahy.
na ahintsan ny ririnina xzbhrohi aza ilay tononkira.serasera.org vony iray
tsarovy fa mbola hamelana sy hamony indray
te hiezaka aho kanefa toa solafaka
te hiarina aho fa tsy afaka
mila anao aho Tompo o mba uzqel hanarina ahy
ny fahotako izao xlyzhmcw Tompo o avelao
ny Famindram-ponao Tompo o
dia tsy manam-paharitana
toa ranomasim-be hanovozako
aim-panahy; herim-po
na mavesatra toa inona
tsy ahoako; tsy hampaninona
fa efa ampy ahy ny fahasoavanao.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Vetson'ikopa antoko mpihiraVangy : 1279
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Xtella
Daty : 20/10/2019 22:55
