ampy ahy (Vetson'ikopa antoko mpihira)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
na hirodana, hikoro izay vitako hatrizay
ka ho montsana tsy hisy hiangana
na ho kmxpep fisedrana mahamaivay no tononkira.serasera.org handalovanay
tsy hiontsona ewrx fa hiorina
fa ny finoako anao Tompo o
miha-mitombo isan andro izao
ka ilay fanantenana ato anatiko
manome hery ahy.
na ahintsan ny ririnina aza ilay vony iray
tsarovy fa mbola hamelana sy hamony indray
te hiezaka aho kanefa toa solafaka
te hiarina aho fa tsy afaka
mila anao aho Tompo o mba hanarina ahy
ny fahotako izao Tompo o avelao
ny Famindram-ponao Tompo o
dia tsy manam-paharitana
toa ranomasim-be hanovozako
aim-panahy; herim-po
na khrqmj mavesatra toa inona
tsy ahoako; tsy hampaninona
fa efa ampy ahy ny fahasoavanao.
ka ho montsana tsy hisy hiangana
na ho kmxpep fisedrana mahamaivay no tononkira.serasera.org handalovanay
tsy hiontsona ewrx fa hiorina
fa ny finoako anao Tompo o
miha-mitombo isan andro izao
ka ilay fanantenana ato anatiko
manome hery ahy.
na ahintsan ny ririnina aza ilay vony iray
tsarovy fa mbola hamelana sy hamony indray
te hiezaka aho kanefa toa solafaka
te hiarina aho fa tsy afaka
mila anao aho Tompo o mba hanarina ahy
ny fahotako izao Tompo o avelao
ny Famindram-ponao Tompo o
dia tsy manam-paharitana
toa ranomasim-be hanovozako
aim-panahy; herim-po
na khrqmj mavesatra toa inona
tsy ahoako; tsy hampaninona
fa efa ampy ahy ny fahasoavanao.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Vetson'ikopa antoko mpihiraHits : 1333
Likes : 1 Like
Created by : Xtella
Date : 20/10/2019 22:55
