Ampidiro aloha ny tenimiafina
“Tsy ho Tara Izany”! (Tvbroadcasting)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Ny asa tananao tena nokalina,
Endrey ny hatsarany! Fa kanto, mahasondriana.
Simba izao ny tany, fa tsy miova ianao.
Maharitra miandry, hanova azy ho vaovao.
(FIVERENANA)
Ray ô, tsy andrinay ’zay paradisa izay,
Mba ampio ’zahay hahay hiandry.
Fa ho ayix toy ny masoandro miposaka isan’andro,
’Lay andronao ho avy ihany,
Dia “tsy ho tara izany”!
2. Mba rahoviana ihany ilay andro iray
Hiantsoanao ny maty, dia ireo maminay?
Hainay f’ianao koa manina azy ireo,
Ampio ’zahay hiandry, ny fonay re toneo.
(FIVERENANA)
Ray ô, tsy andrinay ’zay paradisa izay,
Mba ampio ’zahay hahay hiandry.
Fa ho toy ny masoandro miposaka isan’andro,
’Lay andronao ho avy ihany,
Dia “tsy ho tara izany”!
3. Dia hatramin’izao, fwrkbyf mbola taominao
’Zay kivy any ho any, mangetaheta anao.
Ilay vaovao tsara hotorinay koa,
’Zahay tsy fsruoahs ho variana, ho akaiky anao kokoa.
(FIVERENANA)
Ray ô, tsy andrinay ’zay paradisa izay,
Mba ampio ’zahay hahay hiandry.
Fa ho toy ny masoandro miposaka isan’andro,
’Lay andronao ho tononkira.serasera.org avy ihany,
Dia “tsy ho tara izany”!
Ray ô, ampio ’zahay mba hiandry!
(Hira Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2023)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TvbroadcastingVangy : 618
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : raniNi1
Daty : 25/04/2024 17:41