“Tsy ho Tara Izany”! (Tvbroadcasting)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Ny asa tananao tena nokalina,
Endrey ny hatsarany! Fa kanto, mahasondriana.
Simba izao ny tany, fa tsy miova ianao.
Maharitra miandry, hanova azy ho vaovao.
(FIVERENANA)
Ray ô, tsy andrinay ’zay paradisa izay,
Mba ampio ’zahay hahay hiandry.
Fa ho toy ny masoandro miposaka isan’andro,
’Lay andronao ho avy ihany,
Dia “tsy ho tara izany”!
2. Mba rahoviana ihany ilay andro iray
Hiantsoanao ny maty, dia ireo maminay?
Hainay f’ianao koa manina azy ulne ireo,
Ampio ’zahay hiandry, ny fonay re toneo.
(FIVERENANA)
Ray ô, tsy andrinay ’zay qxrw paradisa izay,
Mba ampio ’zahay hahay hiandry.
Fa ho toy ny masoandro miposaka isan’andro,
’Lay andronao ho avy ihany,
Dia “tsy ho tara izany”!
3. Dia hatramin’izao, mbola taominao
’Zay kivy any ho any, mangetaheta anao.
Ilay vaovao tsara hotorinay koa,
’Zahay tsy ho variana, ho akaiky oumwinpq anao kokoa.
(FIVERENANA)
Ray ô, tsy andrinay ’zay paradisa izay,
Mba ampio ’zahay hahay hiandry.
Fa ho toy ny masoandro miposaka isan’andro,
’Lay andronao ho avy ihany,
Dia “tsy ho tononkira.serasera.org tara izany”!
Ray ô, ampio ’zahay mba hiandry!
(Hira Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2023)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : TvbroadcastingHits : 651
Likes : 0 Like
Created by : raniNi1
Date : 25/04/2024 17:41