Ny Tantaran'i Jesosy (Tvbroadcasting)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aleo tantaraiko anao:
Jesosy efa talohan'ny masoandro,
noforonin'ny Ray.
Dia nasainy ho ety an-tany
hanasitrana sy hanao fahagagana,
izay hataony amin'ny hoavy.
Nomeny mba ho antsika aza qkjmaat ny ainy.
Dia nankato,tsy nivadika hatrizay.
Nafoiny hatramin'ny ainy.
Mpanjakan'ny mpanjaka izay
tena tia antsika...
hanova jwcz ny Tany ho Paradisa.
Any an-danitra ioul izy 'zao,
fa mpanjaka izy ary hitohy ny fanjakany
dia ho tononkira.serasera.org tonga eto an-tany.
Fiadanana no hanjaka haneran-tany.
Tia nankato,tsy nivadika hatrizay.
Nafoiny hatramin'ny ainy.
Raha hendry ianao dia ho azonao
'lay andrasan-tsika.
Handova ny tany Paradisa
JW.ORG/Music 2017
Jesosy efa talohan'ny masoandro,
noforonin'ny Ray.
Dia nasainy ho ety an-tany
hanasitrana sy hanao fahagagana,
izay hataony amin'ny hoavy.
Nomeny mba ho antsika aza qkjmaat ny ainy.
Dia nankato,tsy nivadika hatrizay.
Nafoiny hatramin'ny ainy.
Mpanjakan'ny mpanjaka izay
tena tia antsika...
hanova jwcz ny Tany ho Paradisa.
Any an-danitra ioul izy 'zao,
fa mpanjaka izy ary hitohy ny fanjakany
dia ho tononkira.serasera.org tonga eto an-tany.
Fiadanana no hanjaka haneran-tany.
Tia nankato,tsy nivadika hatrizay.
Nafoiny hatramin'ny ainy.
Raha hendry ianao dia ho azonao
'lay andrasan-tsika.
Handova ny tany Paradisa
JW.ORG/Music 2017
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : TvbroadcastingVisites : 1208
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : raniNi1
Date : 02/12/2019 17:30
