Ny Tantaran'i Jesosy (Tvbroadcasting)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aleo tantaraiko anao:
Jesosy efa talohan'ny masoandro,
noforonin'ny Ray.
Dia nasainy ho ety an-tany
hanasitrana sy hanao fahagagana,
izay tononkira.serasera.org hataony amin'ny hoavy.
Nomeny mba ho antsika aza ny ainy.

Dia nankato,tsy nivadika hatrizay.
Nafoiny hatramin'ny ainy.
Mpanjakan'ny mpanjaka izay
tena tia antsika...
hanova ny cszc Tany ho Paradisa.

Any an-danitra izy 'zao,
fa mpanjaka izy ary hitohy ny fanjakany
dia ho tonga eto an-tany.
Fiadanana no hanjaka haneran-tany.

Tia jftgec nankato,tsy nivadika hatrizay.
Nafoiny hatramin'ny ainy.
Raha dbwxikw hendry ianao dia ho azonao
'lay andrasan-tsika.
Handova ny tany Paradisa

JW.ORG/Music 2017

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1132