Misentoha,dia mivavaha kely aloha (Tvbroadcasting)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mba tsy rariny rdnt ny ataon’ny ankizy.
Mody hoe namana nefa manao izay hahakivy.
Ka raha toa tsy ho voafehy ny ao anaty ao,
Jehovah no ivavaho,ao am-ponao.
Aza kivy mitrakà; matokia eo Jehovah
Mitonia ,misentò, mivavaha kely aloha
Raha toa tsisy azo atao, tadidio izy tsy handao
fa ho namanao, tia tokoa, mivavaha kely aloha
Izy no itokio, ary ampifalio.
Isan’andro toa maro no ahiana.
Vola kely no misy ka phwv ‘zay eo no tsitsiana;
Fa raha tsara fanahy ianao ‘ndraindray
Dia hanome tsiky iray. Ka ho faly tononkira.serasera.org indray ;
kjhvyh
Aza atao mampanahy,matokia eo i Jehovah.
Fa ‘zay mihidy mbola hivoha, mivavaha kely aloha.
Izy hanoro sy hampahery ,ka ianao tsy mba hiady irery,
tsy hahasiaro ho very; hamoy fo.Mivavaha kely aloha…
Izy no itokio, ary ampifalio.
(Kivy ve)Matokia(ny fo) eo Jehovah(mivavaha aloha)
Mitonia(dia mba) misentò (misaora koa) mivavaha kely aloha(Ataovy amin’ny fo)
Izy hanoro(Kivy) sy hampahery(ve ) ka ianao(ny fo) tsy mba hiady irery
(Mivavaha aloha) tsy ha’tsiaro ho very(dia) hamoy fo(mba misaora koa)
Mivavaha kely aloha. Izy no itokio. Misaora azy anio.
JWBroadcasting February 2017

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TvbroadcastingVangy : 1701
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : raniNi1
Daty : 27/05/2019 10:38