Misentoha,dia mivavaha kely aloha (Tvbroadcasting)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mba tsy rariny ny ataon’ny ankizy.
Mody hoe namana nefa manao izay hahakivy.
Ka raha toa tsy ho voafehy ny ao anaty ao,
Jehovah no ivavaho,ao am-ponao.

Aza kivy mitrakà; matokia eo dezhtr Jehovah
Mitonia ,misentò, mivavaha kely aloha      
Raha toa tsisy azo atao, tadidio izy tsy handao
fa ho namanao, tia tokoa, mivavaha kely aloha    
Izy no itokio, ary ampifalio.      

Isan’andro toa maro no ahiana.
Vola kely no misy ka ‘zay eo no tsitsiana;
Fa raha tsara fanahy ianao ‘ndraindray
Dia hanome tsiky iray. Ka ho faly indray ;
      xxglbdcj
Aza atao mampanahy,matokia eo i tononkira.serasera.org Jehovah.
Fa ‘zay mihidy mbola hivoha, mivavaha kely aloha.
Izy hanoro sy hampahery  ,ka ianao tsy mba hiady irery,
tsy hahasiaro ho very; hamoy fo.Mivavaha kely aloha…
Izy no itokio, ary ampifalio.

(Kivy ve)Matokia(ny fo) eo Jehovah(mivavaha aloha)
   Mitonia(dia mba) misentò (misaora koa) mivavaha kely aloha(Ataovy amin’ny fo)
vitzxn      Izy hanoro(Kivy) sy hampahery(ve ) ka ianao(ny fo) tsy mba hiady irery
        (Mivavaha aloha) tsy ha’tsiaro ho very(dia) hamoy fo(mba misaora koa)
           Mivavaha kely aloha. Izy no itokio. Misaora azy anio.

JWBroadcasting February 2017

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0332