Manomeza voninahitra an’i Jehovah (Tvbroadcasting)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa an’i whkq Jehovah ‘nie ‘zao rehetra izao
Tsy misy tsy hananany intsony.
Inona izao no azoko atolotra azy
‘zay mba tena hampifaly ny fony?
Raha izaho no hifidy dia izay sarobidy
‘meko amin’ny fo...
Ref: Omeko tononkira.serasera.org anao Jehovah izay rehetra azoko omena
Ny fiainako Jehovah omeko tsy terena.
Fa sarobidy izany,ka tiako ho anao.
Ho anao ‘rery ihany.
Ianao tena tia, sady miahy isan’andro.
Ary sambatra aho manana Anao.
Izay azoko atao dia isaorako Anao,
foiko Anao izay hananako izao.
Eny ,izaho no hifidy ka izay sarobidy
omeko amin’ny fo...
Ref : Omeko anao Jehovah izay rehetra azoko omena
cprli Ny fetkhal fiainako Jehovah omeko tsy terena
Fa sarobidy izany,ka tiako ho anao.
Ho anao ‘rery ihany.
Tsy misy tsy hananany intsony.
Inona izao no azoko atolotra azy
‘zay mba tena hampifaly ny fony?
Raha izaho no hifidy dia izay sarobidy
‘meko amin’ny fo...
Ref: Omeko tononkira.serasera.org anao Jehovah izay rehetra azoko omena
Ny fiainako Jehovah omeko tsy terena.
Fa sarobidy izany,ka tiako ho anao.
Ho anao ‘rery ihany.
Ianao tena tia, sady miahy isan’andro.
Ary sambatra aho manana Anao.
Izay azoko atao dia isaorako Anao,
foiko Anao izay hananako izao.
Eny ,izaho no hifidy ka izay sarobidy
omeko amin’ny fo...
Ref : Omeko anao Jehovah izay rehetra azoko omena
cprli Ny fetkhal fiainako Jehovah omeko tsy terena
Fa sarobidy izany,ka tiako ho anao.
Ho anao ‘rery ihany.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : TvbroadcastingVisites : 1031
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : raniNi1
Date : 27/05/2019 11:54
