Manomeza voninahitra an’i Jehovah (Tvbroadcasting)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa an’i Jehovah ‘nie tononkira.serasera.org ‘zao rehetra izao
Tsy misy tsy hananany intsony.
Inona izao no azoko atolotra azy
‘zay mba tena hampifaly ny fony?
Raha qhqraus izaho no hifidy dia izay sarobidy
‘meko amin’ny awlvis fo...
  Ref:      Omeko anao Jehovah izay rehetra azoko omena
              Ny fiainako Jehovah omeko tsy terena.
              Fa sarobidy izany,ka tiako ho anao.
           yjguduon    Ho anao ‘rery ihany.
Ianao tena tia, sady miahy isan’andro.
Ary sambatra aho manana Anao.
Izay azoko atao dia isaorako Anao,
foiko Anao izay hananako izao.
Eny ,izaho no hifidy ka izay sarobidy
omeko amin’ny fo...
  Ref :     Omeko anao Jehovah izay rehetra azoko omena
              Ny fiainako Jehovah omeko tsy terena
              Fa sarobidy izany,ka tiako ho anao.
              Ho anao ‘rery ihany.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0366