Ampidiro aloha ny tenimiafina
Fianakavian’i Jehovah (Tvbroadcasting)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Nofy ve sa mety ho hita ihany:
Namana tsy hahafoy ahy, na faly aho na tomany?
Tsy mba hoe namanamana io fa tena tia,
Hoe fianakaviana. Mba hisy ve sa tsia?
2.Nitady, nitady aho. Rehefa ela ny ela...
“Tonga soa!”, “Iza moa?”... Dia nandray ahy ny rehetra;
’Ray famindra sy gwmnpcj iray saina ary iray fo.
Io fa hitako ihany! ’Lay nofinofy tena to.
(TETEZANA)
Dia ’zao aho manana ray sy reny. ’Zany anie ka miahy!
Rahavavy ary anadahy, tena hoe tia ahy;
Tsy iray ra, tsy mba iray loko, nefa akaikin’ny foko.
Jehovah no Rainay! Faly izahay tafaray.
3.Fitia mifamaly, avy ao am-po;
Ka iza no tsy ho tamana? Ny miala no hadalana!
Fa maneran-tany izahay miray hina.
Tena mahavariana! Tena hoe fianakaviana! Mmm…
(TETEZANA)
’Zahay tsy iray ra, tsy iray loko, kaho kanefa dia iray tononkira.serasera.org fo.
Jehovah no Rainay! Faly mqcgphfs izahay tafaray.
4.Mifankatiava, ampio koa re ny hafa;
Omeo fanantenana, tantarao fiovana:
Hoe Jehovah hanome fiainana ho doria.
’Sika mianakavy tsy hafoiny sanatria;
Tiany satria zanany ho doria,
Ho doria, Ho doria!
(Aprily 2022)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TvbroadcastingVangy : 457
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : raniNi1
Daty : 25/04/2024 17:32