Aza Revon’ny Androany (Tvbroadcasting)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.’Zaho tsy hanara-drenirano
Sahy miavaka amin’ny maro
F’izany aloha tsy mora ihany.
Raha ’zaho ’ndray tsy hanaiky tononkira.serasera.org hotefeny, toky fitaka anie ireny.
Ny fiainana mantsy tsy izao ihany!
(FIVERENANA)
Dieny izao ny fiainanao
Jehovah irery omena azy, dia tsy ho lavo ianao.
Fa any aoriana any
Ianao no uphjhygz hitsena an’ilay paradisa an-tany
K’aza revon’ny androany, io ’nie mandalo ihany!
2.Raha tambazany asa tsara,
Vola dpzvz be na koa hoe fiara
Ary halaza sy ho tafita,
Dia ny herinao aza ariana any fa zava-poana mantsy izany
Ny fiainana anie tsy izao ihany!

Ianao no hitsena an’ilay paradisa an-tany

Jehovah irery omena azy, dia tsy ho dratqovd lavo ianao.

(Aprily 2023)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TvbroadcastingVangy : 1274
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : raniNi1
Daty : 25/04/2024 17:38