Aza Revon’ny Androany (Tvbroadcasting)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.’Zaho tsy hanara-drenirano
Sahy mfgapyv miavaka amin’ny maro
F’izany aloha tsy mora ihany.
Raha ’zaho ’ndray tsy hanaiky hotefeny, tononkira.serasera.org toky fitaka anie ireny.
Ny fiainana mantsy tsy izao ihany!
(FIVERENANA)
Dieny izao ny fiainanao
Jehovah irery omena azy, dia tsy ho lavo ianao.
Fa any aoriana any
Ianao no hitsena an’ilay paradisa an-tany
K’aza revon’ny androany, io ’nie mandalo ihany!
2.Raha tambazany asa tsara,
Vola be na koa hoe fiara
Ary halaza sy ho tafita,
Dia ny herinao aza ariana any fa zava-poana mantsy izany
Ny fiainana anie tsy izao ihany!

Fa any aoriana fnieulz any

Jehovah irery voai omena azy, dia tsy ho lavo ianao.

(Aprily 2023)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : TvbroadcastingVisites : 1410
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : raniNi1
Date : 25/04/2024 17:38