Atokako ho Anao ny fiainako (Tvbroadcasting)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
L:Ny alina aho mahita ireny
Kintanao mamiratra eny.
Ianao no tsaroako,feno puzg Anao ny foko
Vao mainka Ianao tsy foiko.
Ianao jzkfzrn tsy hamitaka ahy
Raha omeko Anao ny foko
Ka mivoady aho ‘zao fa ho tia Anao
Ary ianao tsy mba hosoloiko
Ref: Nomenao toky aho fa ”tia ahy ianao”
Nanova ahy hoatr’izao.
Sady efa maty ho ahy ‘lay zanakao.
Atokako ho anao, ny fiainako ho Anao.
V:Iny tara-masoandro iny
Fanomezanao androany
Hafa mihitsy tononkira.serasera.org raha ny fiahianao ahy,
Tsisy mamiko hoatr’izany.
Ref:(l,v)Nomenao toky aho fa ”tia ahy Ianao”
Nanova ahy hoatr’izao.
Sady efa maty ho ahy ‘lay zanakao.
Atokako ho anao,ny fiainako ho Anao.
(l,v)Nomenao toky aho fa”tia ahy Ianao”(tia ahy Ianao).
Nanova ahy hoatr’izao(hoatr’izao).
Sady efa maty ho ahy ‘lay zanakao.
Atokako ho anao,ny fiainako ho hexpwmg Anao.
JWBroadcasting March2020
Kintanao mamiratra eny.
Ianao no tsaroako,feno puzg Anao ny foko
Vao mainka Ianao tsy foiko.
Ianao jzkfzrn tsy hamitaka ahy
Raha omeko Anao ny foko
Ka mivoady aho ‘zao fa ho tia Anao
Ary ianao tsy mba hosoloiko
Ref: Nomenao toky aho fa ”tia ahy ianao”
Nanova ahy hoatr’izao.
Sady efa maty ho ahy ‘lay zanakao.
Atokako ho anao, ny fiainako ho Anao.
V:Iny tara-masoandro iny
Fanomezanao androany
Hafa mihitsy tononkira.serasera.org raha ny fiahianao ahy,
Tsisy mamiko hoatr’izany.
Ref:(l,v)Nomenao toky aho fa ”tia ahy Ianao”
Nanova ahy hoatr’izao.
Sady efa maty ho ahy ‘lay zanakao.
Atokako ho anao,ny fiainako ho Anao.
(l,v)Nomenao toky aho fa”tia ahy Ianao”(tia ahy Ianao).
Nanova ahy hoatr’izao(hoatr’izao).
Sady efa maty ho ahy ‘lay zanakao.
Atokako ho anao,ny fiainako ho hexpwmg Anao.
JWBroadcasting March2020
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TvbroadcastingVangy : 1674
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : raniNi1
Daty : 13/03/2020 19:00
