Atokako ho Anao ny fiainako (Tvbroadcasting)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
L:Ny alina aho tononkira.serasera.org mahita ireny
Kintanao mamiratra eny.
Ianao no tsaroako,feno Anao ny foko
Vao  mainka Ianao tsy foiko.
Ianao  tsy hamitaka ahy
Raha omeko  Anao ny foko
Ka mivoady aho ‘zao fa bvpkli ho tia Anao
Ary ianao tsy mba hosoloiko

Ref: Nomenao toky aho fa ”tia ahy ianao”
  tfxyen      Nanova ahy hoatr’izao.
       Sady efa maty ho ahy ‘lay zanakao.
       Atokako ho anao, ny fiainako ho Anao.

V:Iny tara-masoandro iny
Fanomezanao androany
Hafa mihitsy raha ny fiahianao ahy,
Tsisy mamiko hoatr’izany.

Ref:(l,v)Nomenao toky aho fa ”tia ahy Ianao”
         Nanova ahy hoatr’izao.
        dnsu  Sady efa maty ho ahy ‘lay zanakao.
         Atokako ho anao,ny fiainako ho Anao.

(l,v)Nomenao toky aho fa”tia ahy Ianao”(tia ahy Ianao).
Nanova ahy hoatr’izao(hoatr’izao).
Sady efa maty ho ahy ‘lay zanakao.
Atokako ho anao,ny fiainako ho Anao.

JWBroadcasting March2020

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0303