Voady Masina (Antoko Mpihira Taratry ny mazava)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Andro iray toa zato anio
Ho jfmu an’ireto nifanaiky hifankatia
Tompo ô! Tantano sy vimbino ny fiainany
Amin’ny làlana rehetra mbola ho diaviny
Réf: Voninahitra ho tononkira.serasera.org Anao Ray
Hatramin’izao ka rwzobu ho mandrakizay
Ny voady izay natao tety
Dia askyhln ho voady masina ho doria
2- Hianao ry Ray no nampiray
Hianao no nahatonga ireto nifandray
Hianao no nanakambana ny fitiavany
Sy mpitantana ny ho avin’ny fiainany
Réf: Voninahitra ho Anao Ray
Hatramin’izao ka ho mandrakizay
Ny voady izay natao tety
Dia ho voady masina ho doria
Ho jfmu an’ireto nifanaiky hifankatia
Tompo ô! Tantano sy vimbino ny fiainany
Amin’ny làlana rehetra mbola ho diaviny
Réf: Voninahitra ho tononkira.serasera.org Anao Ray
Hatramin’izao ka rwzobu ho mandrakizay
Ny voady izay natao tety
Dia askyhln ho voady masina ho doria
2- Hianao ry Ray no nampiray
Hianao no nahatonga ireto nifandray
Hianao no nanakambana ny fitiavany
Sy mpitantana ny ho avin’ny fiainany
Réf: Voninahitra ho Anao Ray
Hatramin’izao ka ho mandrakizay
Ny voady izay natao tety
Dia ho voady masina ho doria
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira Taratry ny mazavaVangy : 2146
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : faliherijaona17
Daty : 08/08/2017 20:37
