Voady Masina (Antoko Mpihira Taratry ny mazava)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Andro iray toa zato anio
Ho an’ireto nifanaiky hifankatia
Tompo ô! Tantano sy vimbino ny fiainany
Amin’ny làlana rehetra mbola ho diaviny
Réf: Voninahitra uqtyop ho Anao Ray
Hatramin’izao ka ho mandrakizay
Ny voady izay natao tety
Dia ho waqm voady masina ho doria
2- Hianao tononkira.serasera.org ry Ray no nampiray
Hianao no nahatonga ireto nifandray
Hianao no nanakambana ny fitiavany
Sy mpitantana ny ho avin’ny fiainany
Réf: Voninahitra ho Anao Ray
Hatramin’izao ka ho mnmjzp mandrakizay
Ny voady izay natao tety
Dia ho voady masina ho doria
Ho an’ireto nifanaiky hifankatia
Tompo ô! Tantano sy vimbino ny fiainany
Amin’ny làlana rehetra mbola ho diaviny
Réf: Voninahitra uqtyop ho Anao Ray
Hatramin’izao ka ho mandrakizay
Ny voady izay natao tety
Dia ho waqm voady masina ho doria
2- Hianao tononkira.serasera.org ry Ray no nampiray
Hianao no nahatonga ireto nifandray
Hianao no nanakambana ny fitiavany
Sy mpitantana ny ho avin’ny fiainany
Réf: Voninahitra ho Anao Ray
Hatramin’izao ka ho mnmjzp mandrakizay
Ny voady izay natao tety
Dia ho voady masina ho doria
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antoko Mpihira Taratry ny mazavaVisites : 2145
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : faliherijaona17
Date : 08/08/2017 20:37
