zay mamafy (Antoko Mpihira Taratry ny mazava)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 - Saingy tsy valiana vetivety
Ny ratsy ka manara-po
Nefa rehefa afaka fotoana fohy
Hoavy ny fitsaran'ny Tompo (2X)

Fiverenana: Zay mamafy no hijinja
Ny vokatry ny asa vita ah!

Raha tsara ny nataonao
Hijinja vokatra
Raha ratsy kosa ny asanao
Hijinja fahafatesana

2-Ny tompo anie ka mamindra fo
Fa mbola omeny tombon'andro
Hafahantsika mieritreritra
ka inona no isalasalana

Fiverenena: Zay mamafy no hijinja
Ny vokatry .................
....................................
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira Taratry ny mazava
Vangy : 1062
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : rukbat16
Daty : 25/01/2015 14:53
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0723