Hirao ny tomponao (Antoko Mpihira Taratry ny mazava)

https://tononkira.serasera.org/hira/taratry-ny-mazava/hirao-ny-tomponao

1. N'aiza n'aiza no misy anao e! .{in-2}
  ( Dia araho hira fiderana ah )

Marobe ny olana mahazo e! .{in-2}
  ( Dia araho hira fiderana ah )

Fiverenana:
Raha sambatra na azom-pahoriana.
     ( Hirao ny Tomponao )
Fifaliana na koa fijaliana.
(Hirao ny Tomponao)
Be ny olana ka mila ho ketraka
   ( Hirao ny Tomponao )
tononkira.serasera.orgTsy fisiana mety ampitolefika
  ( Dia hirao ny Tomponao)
Hanakoako eran-taany
Dera laza ho azy irery ihany.

2. N'inoninona ny asa atao e! .{in-2}
     ( Dia araho hira fiderana ah )

Na mandeha na koa ao an-trano e! {in-2}
    ( Dia araho hira fiderana ah )

Fiverenana:
Raha sambatra  na azom- .........
..................................

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Antoko Mpihira Taratry ny mazava
Mpamaky : 510
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : rukbat16
Tamin'ny : 18/01/2015 17:34:53
ID : 7071

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo