MATOKIA (Antoko Mpihira Taratry ny mazava)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Raha vao mifohaMiposaka masoandro
Ka tonga ny atao hoe maraim-baovao
Atrakao ny loha
ka ny tontolo andro
Fenoy fiainam-baovaon'ny Tomponao
OU OU OU OUH OU OU OU OUH OU OU OU OUH (2×)
Apetraho antanan'ny Tomponao
Ny anio ny ampitso ny hoavinao
Matokia fa Jesoa tsy mba mandao
ou,ou,ou,ouh
2-Na manjombona aza anatinao ao
Na fahoriana no mihatra aman'aina
ka very hevitra tsy manam-piainam-baovao
Jesoa Tompo no andon'ny maraina
OU OU OU OUH OU OU OU OUH OU OU OU OUH (2×)
Apetraho antanan'ny Tomponao
Ny anio ny ampitso ny hoavinao
Matokia fa Jesoa tsy mba mandao
ou,ou,ou,ouh
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira Taratry ny mazavaVangy : 2224
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : rukbat16
Daty : 14/03/2016 10:54