Voady Masina (Antoko Mpihira Taratry ny mazava)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Andro iray toa zato anio
Ho an’ireto nifanaiky hifankatia
Tompo ô! Tantano sy vimbino ny fiainany
Amin’ny làlana rehetra mbola tononkira.serasera.org ho diaviny
Réf: Voninahitra ho Anao Ray
Hatramin’izao ka ho mandrakizay
Ny voady izay lzhtqxa natao tety
Dia ho voady masina ho kkdorjcu doria
2- Hianao ry Ray no nampiray
Hianao no nahatonga ireto nifandray
Hianao no xmpmbbc nanakambana ny fitiavany
Sy mpitantana ny ho avin’ny fiainany
Réf: Voninahitra ho Anao Ray
Hatramin’izao ka ho mandrakizay
Ny voady izay natao tety
Dia ho voady masina ho doria
Ho an’ireto nifanaiky hifankatia
Tompo ô! Tantano sy vimbino ny fiainany
Amin’ny làlana rehetra mbola tononkira.serasera.org ho diaviny
Réf: Voninahitra ho Anao Ray
Hatramin’izao ka ho mandrakizay
Ny voady izay lzhtqxa natao tety
Dia ho voady masina ho kkdorjcu doria
2- Hianao ry Ray no nampiray
Hianao no nahatonga ireto nifandray
Hianao no xmpmbbc nanakambana ny fitiavany
Sy mpitantana ny ho avin’ny fiainany
Réf: Voninahitra ho Anao Ray
Hatramin’izao ka ho mandrakizay
Ny voady izay natao tety
Dia ho voady masina ho doria
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihira Taratry ny mazavaHits : 2146
Likes : 0 Like
Created by : faliherijaona17
Date : 08/08/2017 20:37
