ovao ny fomba amam-panao (Antoko Mpihira Taratry ny mazava)

https://tononkira.serasera.org/hira/taratry-ny-mazava/ovao-ny-fomba-amam-panao

1. SOLO :
     Tsy mbola tena matotra
     Ary koa tsy mbola avotra
     Raha toa ka voninahitra
     No anaovana ny asan'Andriamanitra

(TRIO )
Hany ka tonga avy hatrany
Na ao am-piangonana aza
Ny hoe ahona moa izany
No ahazoako dera sy laza

Fiverenana :(Miaraka)
Ovao ny fomba amam-panao.
Raha toa ka tena ao aminao.
Ny finoana sy fitiavana.
Ny asan'Andriamanitra
Ary ataovy ho ren'ny olona
Fatononkira.serasera.org tsy mba menatra ianao.
Ny hitory teny soa fa tsy ozona
Amin'izao tontolo izao.


2. ( S o l o )
     Anio kosa fantatrao
     Fa dia zava-poana izay natao
     Raha toa tsy mifanaraka
    Amin'ny lalana napetrak'Andriamanitra

( T R I O )
Ka hoe ny asa arahina
Finoana sy fitiavana
Mitondra soa lehibe tokoa
Avy amin'ny Ray tsitoha

Fiverenana : Ovao ny fomba amam-panao
                        ................

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Antoko Mpihira Taratry ny mazava
Mpamaky : 674
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : rukbat16
Tamin'ny : 18/01/2015 16:34:39
ID : 7072

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo