Mahereza (Antoko Mpihira Taratry ny mazava)

https://tononkira.serasera.org/hira/taratry-ny-mazava/mahereza-1

1. Ampy ho anao tokoa
    Jesoa famonjena ho anao
    Nanome ny fianan-tsambatra
    Koa mifalia re izao. (2×)

Fiverenana:  Mahereza, mivavaha
                   Mahareta ihany koa
                   Miambena aza manahy
    tononkira.serasera.org               F'eo akaikinao Jesoa

2. Ampy ho anao tokoa
    Ry mpanompo tsara ianao
    Fianana miaraka amin'ny Jesoa
    Fandresena ho anao.

Fiverenana: Mahereza,mivavaha
                                .  . . . . . . . . . . . . . . . . (2×)

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Antoko Mpihira Taratry ny mazava
Mpamaky : 735
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : rukbat16
Tamin'ny : 18/01/2015 14:42:40
ID : 7069

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo