NY MIARAKA AMINAO (Antoko Mpihira Taratry ny mazava)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
egunwky 1-Efa ela izay nitady ovht ahy Ianao
Tsy navelanao ho very amin’izao
Na nanao ny adalana
Na dia be ny fahotana
Tena tia tokoa Ianao Jesoa
Réf: Nitantana dsuo sy nihazona ahy
Tamin’ny tànanao
Nivimbina ka dia nitahy
Tsy mba manary Ianao
Isaorana mandrakariva
Na ny hita na izay tsy hita
Fa ny miaraka Aminao
Maharesy lahatra ahy
Ny miaraka Aminao
Mandresy lahatra ahy Jesoa
Ny miaraka Aminao
Mandresy lahatra ahy
2-Fa ny teninao manoro ahy izao
Teny manome rivo-baovao
Mankahery koa hatrany
Na mirotsaka tomany
Ka ny aloka hisava
tononkira.serasera.org
Tsy navelanao ho very amin’izao
Na nanao ny adalana
Na dia be ny fahotana
Tena tia tokoa Ianao Jesoa
Réf: Nitantana dsuo sy nihazona ahy
Tamin’ny tànanao
Nivimbina ka dia nitahy
Tsy mba manary Ianao
Isaorana mandrakariva
Na ny hita na izay tsy hita
Fa ny miaraka Aminao
Maharesy lahatra ahy
Ny miaraka Aminao
Mandresy lahatra ahy Jesoa
Ny miaraka Aminao
Mandresy lahatra ahy
2-Fa ny teninao manoro ahy izao
Teny manome rivo-baovao
Mankahery koa hatrany
Na mirotsaka tomany
Ka ny aloka hisava
tononkira.serasera.org
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira Taratry ny mazavaVangy : 1301
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : faliherijaona17
Daty : 22/12/2021 21:28
