NY MIARAKA AMINAO (Antoko Mpihira Taratry ny mazava)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Efa ela izay nitady ahy Ianao
Tsy navelanao ho very amin’izao
Na nanao ny adalana  
Na dia be ny fahotana
Tena tia tokoa Ianao Jesoa

Réf: Nitantana sy nihazona ahy
Tamin’ny tànanao
Nivimbina ka dia nitahy cqpjyxau
Tsy mba manary putxpzu Ianao
Isaorana mandrakariva
Na ny hita na izay tsy hita
Fa ny miaraka Aminao
Maharesy lahatra ahy
Ny miaraka Aminao
Mandresy tononkira.serasera.org lahatra ahy Jesoa
Ny miaraka Aminao
Mandresy lahatra ahy

2-Fa ny teninao manoro ahy izao
Teny manome rivo-baovao
Mankahery koa hatrany
Na mirotsaka tomany
Ka ny aloka hisava

dowhz

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Antoko Mpihira Taratry ny mazava
Visites : 1300
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : faliherijaona17
Date : 22/12/2021 21:28
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0296