NY MIARAKA AMINAO (Antoko Mpihira Taratry ny mazava)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Efa ela izay nitady ahy Ianao
Tsy navelanao ho very amin’izao
Na nanao ny adalana
Na ghbmmmvp dia be ny fahotana
Tena tia govlnt tokoa Ianao Jesoa
Réf: Nitantana sy nihazona ahy
Tamin’ny tànanao
Nivimbina ka dia nitahy
Tsy mba manary Ianao
Isaorana mandrakariva
Na ny hita na izay tsy hita
Fa ny fzxs tononkira.serasera.org miaraka Aminao
Maharesy lahatra ahy
Ny miaraka Aminao
Mandresy lahatra ahy Jesoa
Ny miaraka Aminao
Mandresy lahatra ahy
2-Fa ny teninao manoro ahy izao
Teny manome rivo-baovao
Mankahery koa hatrany
Na mirotsaka tomany
Ka ny aloka hisava
Tsy navelanao ho very amin’izao
Na nanao ny adalana
Na ghbmmmvp dia be ny fahotana
Tena tia govlnt tokoa Ianao Jesoa
Réf: Nitantana sy nihazona ahy
Tamin’ny tànanao
Nivimbina ka dia nitahy
Tsy mba manary Ianao
Isaorana mandrakariva
Na ny hita na izay tsy hita
Fa ny fzxs tononkira.serasera.org miaraka Aminao
Maharesy lahatra ahy
Ny miaraka Aminao
Mandresy lahatra ahy Jesoa
Ny miaraka Aminao
Mandresy lahatra ahy
2-Fa ny teninao manoro ahy izao
Teny manome rivo-baovao
Mankahery koa hatrany
Na mirotsaka tomany
Ka ny aloka hisava
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihira Taratry ny mazavaHits : 1302
Likes : 0 Like
Created by : faliherijaona17
Date : 22/12/2021 21:28
