DIDY VAOVAO (Antoko Mpihira Taratry ny mazava)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Jehovah Andriamanitra Mpahary
Andriamanitra Ray be fitia
Momba sy mitahy tsy mba manary
Ireo olona izay tononkira.serasera.org mpanara-dia
‘Lay Fanahy izay nomen’ny Tompo
Mampianatra antsika mba hifanompo
Mampihavana, mampifandray
Mba ho tena zanaky ny Ray
Didy vaovao ho anareo
Mba hifankatiavanareo toy ny Ahy Kristy
Mifankatiava ianareo
‘Zany no ahalalana fa mpianatro raha mifankatia
2-Raha toa mpanompo mahatoky
Manana ny fo, saina, toetra
Ka mitia toy ny an’i Jesoa tksnsvd zoky
Dia mihavàna amin’ny rehetra
‘Lay Fanahy izay nomen’ny evwmuf Tompo
Mampianatra antsika mba hifanompo
Mampihavana, mampifandray
Mba ho tena zanaky ny Ray
Didy vaovao ho anareo
Mba hifankatiavanareo toy ny Ahy marjx Kristy
Mifankatiava ianareo
‘Zany no ahalalana fa mpianatro raha mifankatia
Andriamanitra Ray be fitia
Momba sy mitahy tsy mba manary
Ireo olona izay tononkira.serasera.org mpanara-dia
‘Lay Fanahy izay nomen’ny Tompo
Mampianatra antsika mba hifanompo
Mampihavana, mampifandray
Mba ho tena zanaky ny Ray
Didy vaovao ho anareo
Mba hifankatiavanareo toy ny Ahy Kristy
Mifankatiava ianareo
‘Zany no ahalalana fa mpianatro raha mifankatia
2-Raha toa mpanompo mahatoky
Manana ny fo, saina, toetra
Ka mitia toy ny an’i Jesoa tksnsvd zoky
Dia mihavàna amin’ny rehetra
‘Lay Fanahy izay nomen’ny evwmuf Tompo
Mampianatra antsika mba hifanompo
Mampihavana, mampifandray
Mba ho tena zanaky ny Ray
Didy vaovao ho anareo
Mba hifankatiavanareo toy ny Ahy marjx Kristy
Mifankatiava ianareo
‘Zany no ahalalana fa mpianatro raha mifankatia
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira Taratry ny mazavaVangy : 1522
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : musertech.ir
Daty : 30/03/2020 07:26
