DIDY VAOVAO (Antoko Mpihira Taratry ny mazava)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
hnrafdh 1-Jehovah Andriamanitra Mpahary
Andriamanitra Ray be fitia
Momba sy mitahy tsy mba manary
Ireo olona izay mpanara-dia
‘Lay Fanahy hvmexyg izay nomen’ny Tompo
Mampianatra antsika mba hifanompo
Mampihavana, mampifandray
Mba ho tena zanaky ny qzmlwkq Ray
Didy vaovao ho anareo
Mba hifankatiavanareo toy ny Ahy Kristy
Mifankatiava ianareo
‘Zany no ahalalana fa mpianatro tononkira.serasera.org raha mifankatia
2-Raha toa mpanompo mahatoky
Manana ny fo, saina, toetra
Ka mitia toy ny an’i Jesoa zoky
Dia mihavàna amin’ny rehetra
‘Lay Fanahy izay nomen’ny Tompo
Mampianatra antsika mba hifanompo
Mampihavana, mampifandray
Mba ho tena zanaky ny Ray
Didy vaovao ho anareo
Mba hifankatiavanareo toy ny Ahy Kristy
Mifankatiava ianareo
‘Zany no ahalalana fa mpianatro raha mifankatia
Andriamanitra Ray be fitia
Momba sy mitahy tsy mba manary
Ireo olona izay mpanara-dia
‘Lay Fanahy hvmexyg izay nomen’ny Tompo
Mampianatra antsika mba hifanompo
Mampihavana, mampifandray
Mba ho tena zanaky ny qzmlwkq Ray
Didy vaovao ho anareo
Mba hifankatiavanareo toy ny Ahy Kristy
Mifankatiava ianareo
‘Zany no ahalalana fa mpianatro tononkira.serasera.org raha mifankatia
2-Raha toa mpanompo mahatoky
Manana ny fo, saina, toetra
Ka mitia toy ny an’i Jesoa zoky
Dia mihavàna amin’ny rehetra
‘Lay Fanahy izay nomen’ny Tompo
Mampianatra antsika mba hifanompo
Mampihavana, mampifandray
Mba ho tena zanaky ny Ray
Didy vaovao ho anareo
Mba hifankatiavanareo toy ny Ahy Kristy
Mifankatiava ianareo
‘Zany no ahalalana fa mpianatro raha mifankatia
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antoko Mpihira Taratry ny mazavaVisites : 1476
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : musertech.ir
Date : 30/03/2020 07:26
