Tsiaro (Tanjona Randrianarivelo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy dia manan-kambara fa...Mahatsiarotsiaro anao aho 'zany,
Miezaka ny ho mafy amin'ny fiainako aho fa... Indraindray tafitomany.
Raha mbola teto mantsy ianao mety ho Mirana kokoa ny tsikiko,
Nefa ny mandahatra idervuvh tsy anjarako,
Na matory, na mifoha,
Indrindra rehefa alahelo dia ianao no ao an-doha,
Naveriko ny fotoana raha nety fa mbola te hamihina dklbruz anao mafy aho.
Mbola te hahita ilay tsikitsikinao
Raha mbola teto mantsy ianao mety ho mirana wcwxwrg kokoa ny tsikiko,
Nefa ny mandahatra tsy tononkira.serasera.org anjarako

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tanjona RandrianariveloVangy : 1632
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Natolotrniavo
Daty : 29/10/2024 01:56