Taratasy (Tanjona Randrianarivelo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza gaga raha hoe vahka taratasy sisa no hitanao eo ambony latabatra,
Tsy nahavoasoratra rkfhww aho fa ranomaso latsaka namela tasy no ao amboniny ao,
F'efa mba niezaka aho fa tsy mba nisy dikany, ka veloma ianao,
Toa rahona matevina tsy resin'ny hazavana,
Fa resin'ny hatsiaka mamanala ny hafanana,
Dieny mbola tafarina,
Ny azo atao aleo rgzrnil misitaka,
Toa rahona matevina tsy resin'ny hazavana,
Fa resin'ny tononkira.serasera.org hatsiaka mamanala ny hafanana,
Dieny mbola tafarina,
Ny azo atao aleo misitaka,
Fa tsy nasianao vidiny ireo mamy tavela napetrako,
Fa hoy ianao hoe "ndana! mbay! mialà!"
Dieny mbola tafarina,
Ny azo atao aleo misitaka

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tanjona RandrianariveloHits : 1910
Likes : 1 Like
Created by : Natolotrniavo
Date : 29/10/2024 02:00