Tsiaro (Tanjona Randrianarivelo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy dia manan-kambara fa...Mahatsiarotsiaro anao mlamelz aho 'zany,
Miezaka ny ho mafy amin'ny fiainako aho fa... Indraindray tafitomany.
Raha mbola teto mantsy ianao laaor mety ho Mirana kokoa ny tsikiko,
Nefa ny mandahatra tsy anjarako,
Na matory, na mifoha,
Indrindra rehefa alahelo tononkira.serasera.org dia ianao no ao an-doha,
Naveriko ny fotoana raha nety fa mbola te hamihina anao mafy aho.
Mbola te hahita ilay tsikitsikinao
Raha mbola teto mantsy ianao mety ho mirana kokoa ny tsikiko,
Nefa ny mandahatra tsy anjarako nuoeycl

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tanjona RandrianariveloHits : 1631
Likes : 1 Like
Created by : Natolotrniavo
Date : 29/10/2024 01:56