Ahoana marina moa ? (Tanjona Randrianarivelo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ahoana marina moa raha hoe tsy anjara ny antsika,
Dia ianao hiaraka chhqjtv tpgfhvhn amin'olon-tsy haiko fiaviana dia izaho koa hitantana olon-kafa fa tsy ianao,
Mety hoe ho tononkira.serasera.org sambatra ve ohatran'ny tamintsika, mety hoe hoe lafatra ve? ahasolo ana ve izy e e eh, ohatrany mampihomehy 'nefa mahalasa saina,
Sanatria aza misy anie izany,
Ngamba aho hidradradradra hitomany,
F'efa zatra ny anilanao aho, tsy mahafoy anao,
Fa aleo ihany isika amin'izao,
Miaraka foana tsy mifandao,
Fa mamiko loatra malala, ny anilanao.
Za qzgrw ary vao tsy eo ianao dia hila ho lasa adala vao maika-ianao-hisy-olon-kafa hiantso hoe malala,
Tsy ho zakako izany, hiaraha-mahalala,
Mety hoe hisotro toaka, hifoka sigara,
Mety hoe ho lasa mompera iza no mahalala,
Fa raha hoe ianao an'olon-kafa tsy zakako izany.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tanjona RandrianariveloVangy : 15113
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : KantoGasy
Daty : 17/07/2023 02:28