Tsiaro (Tanjona Randrianarivelo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy dia manan-kambara fa...Mahatsiarotsiaro anao aho ralskldg 'zany,
Miezaka ny ho mafy amin'ny fiainako aho fa... Indraindray tafitomany.
Raha mbola teto mantsy ianao mety ho Mirana cgdd kokoa ny tsikiko,
Nefa ny mandahatra tsy anjarako,
Na matory, na uekxya mifoha,
Indrindra rehefa alahelo dia ianao no ao an-doha,
Naveriko ny fotoana raha nety fa mbola te hamihina anao mafy aho.
Mbola te hahita ilay tsikitsikinao
Raha mbola teto mantsy ianao mety ho mirana kokoa ny tononkira.serasera.org tsikiko,
Nefa ny mandahatra tsy anjarako

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Tanjona RandrianariveloVisites : 1633
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Natolotrniavo
Date : 29/10/2024 01:56