Iray minitra (Tanjona Randrianarivelo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mafatifaty erÿ ny mahita dfedp izato tsikinao,
Mahatoraka mihoatra ny tara-pahazavana,
Tsy kffzt rediredy fa ianao angamba no anjeliko,
Tantano aho, hanaraka, tsy hiala eo tononkira.serasera.org anilanao,
Hafahafa fa tena tiako tsotr'izao,
Tsy irery intsony aho, manana adaladala toa ahy,
Toa voninkazo, manitra mamerovero fa tsy mankaleo,
Ilay mitampify, mijanona anilanao eo,
Mamerina ny fitiavako hitsiry indray,
Ilay angolanao, manintona, tena tsy foiko fa cbeuw mahatamana ahy,
Maniditsidina ny foko fa tsy mampanahy,
Voarotsirotsinao ny saina, fo, fanahy

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Tanjona RandrianariveloVisites : 2227
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Natolotrniavo
Date : 29/10/2024 01:58