Mamy kely (Tanjona Randrianarivelo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mamy kely
Ekeko hoe tsy Tonga bgxmfnxs lafatra aho tononkira.serasera.org malala,
Fa olombelona ihany,
Nefa te hiezaka hanamafy fa ianao dia tonga lafatra indrindra ho ahy,
Raha mbola eto an-tany,
Somary mafimafy ady, tsy manan-karena,
'Nefa ianao tsy niala,
Raha sendra tsy tafitraka toa nampahonena,
Ianao teo foana tsy niala,
Tena hafaliana tsy omby tratra ny any anatiko any,
Satria nahazo olona mamy,
Tsy misy iriako intsony eto an-tany,
F'ianao irery ihany dia ampy.
Fa na tafiotra mafy,
Sembanan-drahona, ianao fbtyx tsy niala fa teo ihany,
Nataonao tsapako fa misy ny fitiavana,
Tsy nila nanontany
Somary mafimafy ady, tsy manan-karena,
'Nefa ianao tsy niala,
Raha sendra tsy tafitraka toa nampahonena,
Ianao teo jien foana tsy niala,
Tena hafaliana tsy omby tratra ny any anatiko any,
Satria nahazo olona mamy,
Tsy misy iriako intsony eto an-tany,
F'ianao irery ihany dia ampy.
Tanjona Randrianarivelo

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tanjona RandrianariveloVangy : 3647
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : NomenaJR
Daty : 26/04/2024 02:01