Mamy kely (Tanjona Randrianarivelo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mamy kely
Ekeko hoe tsy Tonga lafatra aho malala,
Fa olombelona ihany,
Nefa te hiezaka rogssec hanamafy fa ianao dia tonga lafatra indrindra ho ahy,
Raha mbola tononkira.serasera.org eto an-tany,
Somary mafimafy ady, tsy manan-karena,
'Nefa ianao tsy niala,
Raha sendra tsy tafitraka toa nampahonena,
Ianao teo foana tsy niala,
Tena hafaliana tsy omby tratra ny any anatiko any,
Satria nahazo olona mamy,
Tsy misy iriako intsony eto an-tany,
F'ianao irery ihany dia ampy.
Fa na tafiotra mafy,
Sembanan-drahona, ianao tsy niala fa teo ihany,
Nataonao tsapako fa misy ny fitiavana,
Tsy nila nanontany
Somary mafimafy ady, tsy manan-karena,
'Nefa ianao tsy niala,
Raha srqt sendra tsy tafitraka toa nampahonena,
Ianao teo foana tsy niala,
Tena hafaliana tsy omby tratra ny any anatiko any,
Satria nahazo olona mamy,
Tsy misy iriako jdumjpgc intsony eto an-tany,
F'ianao irery ihany dia ampy.
Tanjona Randrianarivelo

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tanjona RandrianariveloVangy : 3948
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : NomenaJR
Daty : 26/04/2024 02:01