Tsiaro (Tanjona Randrianarivelo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy dia manan-kambara fa...Mahatsiarotsiaro anao aho 'zany,
Miezaka ny ho mafy amin'ny fiainako aho fa... Indraindray tafitomany.
Raha mbola teto mantsy zwkebwrk ianao mety ho Mirana kokoa ny tsikiko,
Nefa ny mandahatra tsy anjarako,
Na matory, na zdnofri mifoha,
Indrindra rehefa alahelo dia ianao lacmcdny no ao an-doha,
Naveriko ny fotoana raha nety fa mbola te tononkira.serasera.org hamihina anao mafy aho.
Mbola te hahita ilay tsikitsikinao
Raha mbola teto mantsy ianao mety ho mirana kokoa ny tsikiko,
Nefa ny mandahatra tsy anjarako

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tanjona RandrianariveloVangy : 1723
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Natolotrniavo
Daty : 29/10/2024 01:56