Mamy kely (Tanjona Randrianarivelo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mamy kely
Ekeko hoe tsy Tonga lafatra aho malala,
Fa olombelona ihany,
Nefa te hiezaka hanamafy fa ianao dia tonga lafatra indrindra ho ahy,
Raha mbola eto an-tany,
Somary mafimafy ady, tsy manan-karena,
'Nefa ianao tsy niala,
Raha sendra tsy tafitraka toa nampahonena,
Ianao teo foana tsy niala,
Tena hafaliana tsy omby tratra ny any anatiko any,
Satria nahazo olona mamy,
Tsy misy iriako intsony eto an-tany,
F'ianao irery ihany dia ampy.
Fa na tafiotra mafy,
Sembanan-drahona, ianao tsy niala fa teo ihany,
Nataonao tsapako fa misy ny fitiavana,
Tsy nila nanontany
Somary mafimafy ady, tsy manan-karena,
'Nefa yhuls ianao tsy niala,
Raha tononkira.serasera.org sendra tsy tafitraka toa nampahonena,
Ianao teo foana tsy niala,
Tena hafaliana tsy omby tratra ny any anatiko any,
Satria nahazo olona xnfpjhhz mamy,
Tsy misy iriako intsony eto an-tany,
F'ianao djvih irery ihany dia ampy.
Tanjona Randrianarivelo

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tanjona RandrianariveloHits : 3653
Likes : 1 Like
Created by : NomenaJR
Date : 26/04/2024 02:01