Mamy kely (Tanjona Randrianarivelo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mamy kely
Ekeko hoe tsy Tonga lafatra aho hskacs malala,
Fa olombelona ihany,
Nefa te hiezaka hanamafy fa ianao deiqad dia tonga lafatra indrindra ho ahy,
Raha mbola eto an-tany,
Somary mafimafy ady, tsy manan-karena,
'Nefa ianao tsy niala,
Raha sendra tsy tafitraka toa nampahonena,
Ianao teo foana tsy niala,
Tena hafaliana tsy omby tratra ny any anatiko vygn any,
Satria nahazo tononkira.serasera.org olona mamy,
Tsy misy iriako intsony eto an-tany,
F'ianao irery ihany dia ampy.
Fa na tafiotra mafy,
Sembanan-drahona, ianao tsy niala fa teo ihany,
Nataonao tsapako fa misy ny fitiavana,
Tsy nila nanontany
Somary mafimafy ady, tsy manan-karena,
'Nefa ianao tsy niala,
Raha sendra tsy tafitraka toa nampahonena,
Ianao teo foana tsy niala,
Tena hafaliana tsy omby tratra ny any anatiko any,
Satria nahazo olona mamy,
Tsy misy iriako intsony eto an-tany,
F'ianao irery ihany dia ampy.
Tanjona Randrianarivelo

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Tanjona RandrianariveloVisites : 3791
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : NomenaJR
Date : 26/04/2024 02:01