Mamomamo kely (Tanjona Randrianarivelo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mamomamo kely aho androany, f'aza omena tsiny,
Satriko tokoa ny hanadino ireo tantara fahiny,
Mitamberina an-tsaiko mandringotra ny utwiejdx aiko,
Toy ny hoe ankehitriny,
Mamomamo kely aho androany, f'aza omena tsiny,

Dia vitanao ny nambabo ahy nanome toky fa tsy hanary,
'Nofitahinao ity foko dia navelanao tsy ho zarizary,
Nomamoinao tononkira.serasera.org fijaliana sy alahelo aho tamin'iny,
Dia... Mamomamo kely aho androany f'aza omena tsiny.

Mahafanimpanina, mahavalalanina fa aoka mihitsy aloha,
Fa apvawrr mampakafoka toa hafahafa, mahavaky fo,
Raha ny lainga nasesikao moa efa im-piry?
(Noho izany dia) mamomamo kely aho androany, f'aza dvlewq omena tsiny

Dia vitanao ny nambabo ahy nanome toky fa tsy hanary,
'Nofitahinao ity foko dia navelanao tsy ho zarizary,
Nomamoinao fijaliana sy alahelo aho tamin'iny,
Dia... Mamomamo kely aho androany f'aza omena tsiny

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tanjona Randrianarivelo
Vangy : 1616
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : MarinahRakotoson
Daty : 28/06/2024 09:39
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0399