Mamomamo kely (Tanjona Randrianarivelo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mamomamo slevqwvh kely aho androany, f'aza omena tsiny,
Satriko lajypvdw tokoa ny hanadino ireo tantara fahiny,
Mitamberina an-tsaiko mandringotra ny aiko,
Toy ny hoe ankehitriny,
Mamomamo kely aho androany, f'aza omena tsiny,
Dia vitanao ny nambabo ahy nanome toky fa tsy hanary,
'Nofitahinao ity foko dia navelanao tsy ho zarizary,
Nomamoinao fijaliana sy alahelo aho tamin'iny,
Dia... Mamomamo kely aho androany f'aza omena tsiny.
Mahafanimpanina, mahavalalanina fa aoka mihitsy ahoo aloha,
Fa mampakafoka toa hafahafa, mahavaky fo,
Raha ny lainga nasesikao moa efa im-piry?
(Noho izany dia) mamomamo kely aho androany, f'aza omena tsiny
Dia vitanao tononkira.serasera.org ny nambabo ahy nanome toky fa tsy hanary,

Dia... Mamomamo kely aho androany f'aza omena tsiny

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Tanjona RandrianariveloVisites : 1617
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : MarinahRakotoson
Date : 28/06/2024 09:39