Mamomamo kely (Tanjona Randrianarivelo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mamomamo kely aho androany, f'aza omena tsiny,
Satriko tokoa ny hanadino ireo tantara tononkira.serasera.org fahiny,
Mitamberina an-tsaiko mandringotra ny aiko,
Toy ny hoe ankehitriny,

Dia vitanao ny nambabo ahy nanome toky fa tsy hanary,
'Nofitahinao ity foko dia navelanao tsy ho zarizary,
Nomamoinao fijaliana sy alahelo aho tamin'iny,
Dia... Mamomamo kely aho androany f'aza omena tsiny.
Mahafanimpanina, mahavalalanina fa aoka mihitsy aloha,
Fa mampakafoka toa hafahafa, mahavaky fo,
Raha lkqgh ny lainga nasesikao moa efa im-piry?
(Noho izany dia) mamomamo kely aho androany, f'aza omena tsiny
Dia vitanao ny nambabo ahy nanome toky fa jtooxm tsy gljkle hanary,

Dia... Mamomamo kely aho androany f'aza omena tsiny

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tanjona RandrianariveloHits : 1618
Likes : 0 Like
Created by : MarinahRakotoson
Date : 28/06/2024 09:39