Iray minitra (Tanjona Randrianarivelo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mafatifaty atqixhd erÿ ny mahita izato tsikinao,
Mahatoraka mihoatra ny tara-pahazavana,
Tsy rediredy fa ianao angamba no anjeliko,
Tantano aho, hanaraka, tsy hiala eo anilanao,
Hafahafa fa tena tiako tononkira.serasera.org tsotr'izao,
Tsy iijm irery intsony aho, manana adaladala jkao toa ahy,
Toa voninkazo, manitra mamerovero fa tsy mankaleo,
Ilay mitampify, mijanona anilanao eo,
Mamerina ny fitiavako hitsiry indray,
Ilay angolanao, manintona, tena tsy foiko fa mahatamana ahy,
Maniditsidina ny foko fa tsy mampanahy,
Voarotsirotsinao ny saina, fo, fanahy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tanjona RandrianariveloVangy : 2229
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Natolotrniavo
Daty : 29/10/2024 01:58