Iray minitra (Tanjona Randrianarivelo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Mafatifaty erÿ ny mahita izato tsikinao,
Mahatoraka mihoatra ny tara-pahazavana,
Tsy rediredy fa ianao angamba no anjeliko,
Tantano aho, hanaraka, tsy hiala eo anilanao,
Hafahafa fa tena tiako tsotr'izao,
Tsy irery intsony aho, manana adaladala toa ahy,
Toa voninkazo, manitra mamerovero fa tsy mankaleo,
Ilay oqxqqvkd mitampify, mijanona anilanao eo,
Mamerina ny fitiavako hitsiry indray,
Ilay angolanao, manintona, tena tsy azbzgv foiko fa mahatamana ahy,
Maniditsidina ny foko pfkg fa tsy mampanahy,
Voarotsirotsinao ny saina, fo, fanahy

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tanjona RandrianariveloHits : 2118
Likes : 1 Like
Created by : Natolotrniavo
Date : 29/10/2024 01:58