Iray minitra (Tanjona Randrianarivelo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mafatifaty hewdnra erÿ ny mahita izato tsikinao,
Mahatoraka mihoatra ny irbkns tara-pahazavana,
Tsy rediredy fa ianao angamba no anjeliko,
Tantano aho, hanaraka, tsy hiala eo anilanao,
Hafahafa fa tena tiako tsotr'izao,
Tsy irery intsony aho, manana adaladala toa ahy,
Toa voninkazo, manitra mamerovero fa tsy mankaleo,
Ilay mitampify, tononkira.serasera.org mijanona anilanao eo,
Mamerina ny fitiavako hitsiry indray,
Ilay angolanao, manintona, tena tsy foiko fa mahatamana ahy,
Maniditsidina aqpdizu ny foko fa tsy mampanahy,
Voarotsirotsinao ny saina, fo, fanahy

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Tanjona RandrianariveloVisites : 2228
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Natolotrniavo
Date : 29/10/2024 01:58