RY RAY MALALA Ô ! (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Tsaroako Ray ô !
Tsaroako tokoa
Ny hadisoako nataoko taminao
Tsaroako Ray ô ! hadisoako izay natao
(Hitalahoako ny famindram-po)
Nataoko Taminao, ry Raiko ô
(Ray malala ô)
Avia mihaino
Fa Kalvary no ahitako anio zzhnfbmc ny fitiavanao
Ary koa dqzlfik ny famindram-ponao
Hitalahoako (omeo ahy ny)
Ny famindram-po
Ray malala ô
Avia mihaino
Ry Ray malala ô
Raha toa halànao
Tsy ho ahy ny fitiavanao
Raha toa halànao ny fitiavanao ry Ray
(Hangatahiko ko mba esorinao)
Esory koa tsy ho ahy ny aina izay
(Ny aina)
Nomenao ho ahy
Fa Kalvary no ahitako anio ny fitiavanao
Ary koa ny ntphfmom famindram-ponao
Hitalahoako (omeo ahy ny)
Ny famindram-po
Ray malala ô
Avia mihaino
Tsaroako tokoa
Ny hadisoako nataoko taminao
Tsaroako Ray ô ! hadisoako izay natao
(Hitalahoako ny famindram-po)
Nataoko Taminao, ry Raiko ô
(Ray malala ô)
Avia mihaino
Fa Kalvary no ahitako anio zzhnfbmc ny fitiavanao
Ary koa dqzlfik ny famindram-ponao
Hitalahoako (omeo ahy ny)
Ny famindram-po
Ray malala ô
Avia mihaino
Ry Ray malala ô
Raha toa halànao
Tsy ho ahy ny fitiavanao
Raha toa halànao ny fitiavanao ry Ray
(Hangatahiko ko mba esorinao)
Esory koa tsy ho ahy ny aina izay
(Ny aina)
Nomenao ho ahy
Fa Kalvary no ahitako anio ny fitiavanao
Ary koa ny ntphfmom famindram-ponao
Hitalahoako (omeo ahy ny)
Ny famindram-po
Ray malala ô
Avia mihaino
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : STK FJKM Ambatomena AntananarivoVangy : 1322
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Jockl
Daty : 29/01/2020 23:10
