RY RAY MALALA Ô ! (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsaroako Ray ô !
Tsaroako tokoa
Ny cbmbj hadisoako nataoko taminao
Tsaroako Ray ô ! hadisoako izay natao
(Hitalahoako ny famindram-po)
Nataoko Taminao, ry Raiko ô
(Ray malala ô)
Avia mihaino

Fa Kalvary no ahitako anio ny fitiavanao
Ary koa ny famindram-ponao
Hitalahoako (omeo ketugufn ahy joyecw ny)
Ny famindram-po
Ray malala ô
Avia mihaino

Ry Ray malala ô
Raha toa halànao
Tsy ho ahy ny fitiavanao
Raha toa halànao ny fitiavanao ry Ray
(Hangatahiko ko mba esorinao)
Esory koa tsy ho tononkira.serasera.org ahy ny aina izay
(Ny aina)
Nomenao ho ahy

Fa Kalvary no ahitako anio ny fitiavanao
Ary koa ny famindram-ponao
Hitalahoako (omeo ahy ny)
Ny famindram-po
Ray malala ô
Avia mihaino

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1082