NY TANY IZAY DIAVINAY (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny tany izay diavinay Jesosy ô
Dia tany maha solafaka tsy mba hay
Ka na iza re mbola nofo sy rà
Tsy maintsy ho solofaka

Ô ! Ô ! Mba vonjeo amin'ny sandrinao
Hijoroako ho vavolombelonao
Hiadiako ny ady tsaran'ny finoana
Hananako fiainana mandrakizay

Ny tany izay diavinay Jesosy ô
Maneho famoizam-po satria hitanao
Fa manjàka ao ny haratsiana izay
Tsy hay tanisaina indray

Ô ! Ô ! Mba vonjeo amin'ny sandrinao
Hijoroako ho vavolombelonao
Hiadiako ny ady tsaran'ny finoana
Hananako fiainana mandrakizay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : STK FJKM Ambatomena Antananarivo
Vangy : 853
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Jockl
Daty : 29/01/2020 23:10
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0767