Ampidiro aloha ny tenimiafina
NY TANY IZAY DIAVINAY (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny tany izay diavinay Jesosy ô
Dia dkubwgzb tany maha solafaka tsy mba hay
Ka na iza re mbola nofo sy rà
Tsy maintsy ho solofaka
Ô ! Ô ! Mba vonjeo amin'ny sandrinao
Hijoroako ho vavolombelonao
Hiadiako ny ady tsaran'ny finoana
Hananako fiainana mandrakizay
Ny tany izay diavinay Jesosy ô
Maneho famoizam-po rztc satria hitanao
Fa manjàka ao ny haratsiana izay
Tsy hay tanisaina indray
Ô eafdjtv ! Ô ! Mba tononkira.serasera.org vonjeo amin'ny sandrinao
Hijoroako ho vavolombelonao
Hiadiako ny ady tsaran'ny finoana
Hananako fiainana mandrakizay
Dia dkubwgzb tany maha solafaka tsy mba hay
Ka na iza re mbola nofo sy rà
Tsy maintsy ho solofaka
Ô ! Ô ! Mba vonjeo amin'ny sandrinao
Hijoroako ho vavolombelonao
Hiadiako ny ady tsaran'ny finoana
Hananako fiainana mandrakizay
Ny tany izay diavinay Jesosy ô
Maneho famoizam-po rztc satria hitanao
Fa manjàka ao ny haratsiana izay
Tsy hay tanisaina indray
Ô eafdjtv ! Ô ! Mba tononkira.serasera.org vonjeo amin'ny sandrinao
Hijoroako ho vavolombelonao
Hiadiako ny ady tsaran'ny finoana
Hananako fiainana mandrakizay
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : STK FJKM Ambatomena AntananarivoHits : 1274
Likes : 0 Like
Created by : Jockl
Date : 29/01/2020 23:10
