MASINA IANAO (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Masina zpgtbjnj tokoa uwxrrp Ianao Tompo Tsitoha
Masina tokoa Ianao
Masina Ianao ka hatramin’ny taloha sy ny ankehitriny
Masina Ianao masina Ianao Tompo Tsitoha ô
Ny voninahitrao manerana ny tany sy ny lanitra
Laza sy hery ho Anao mandrakizay (x2)
Midera Anao ny olonao sy misaotra Anao mandrakizay fdvj
Mandrakizay hidera Anao ny olonao sy misaotra
Sy misaotra Anao mandrakizay
Masina Ianao (x2) tompo tsitoha ô
Ny voninahitrao maneran’ny tany sy ny lanitra
Laza hery ho Anao mandrakizay
(Laza sy) hery mandrakizay tononkira.serasera.org midera Anao ny olonao
Sy misaotra Anao mandrakizay (mandrakizay)
Hidera Anao ny olonao sy misaotra Anao mandrakizay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : STK FJKM Ambatomena AntananarivoVangy : 1243
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Jockl
Daty : 29/01/2020 23:11